| Entry (1/2) | 1 tranon' omby |
| Elementary words | 2 trano, 3 omby |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 trano natokana ho an' ny omby, ary tsy maintsy ahitana rivotra madio, hazavana, tara-masoandro, maloka ihany koa, mba hahazoan' ny omby mivelona tsara
[1.62] |
| Explanations in French |
6 étable
[1.3] |
| Vocabulary | 7 Economy: breeding, farming |
| Entry (2/2) | 8 tranonomby |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 Sari-na fihinanan' omby mampahatsiaro ny nahaterahan' i Kristy fahizay, atao ao an-trano fiangonana amin' ny fetin' ny Krismasy
[1.1] |
| Vocabulary | 11 Beliefs |
| Anagrams | 12 tranonomby, tranon' omby |
| Updated on 2025/11/12 |
|